forum tafatafa

Bienvenue sur cet espace de discussions du Portail TAFATAFA MADAGASCAR [tafatafa.eu.org]

 Vous êtes déconnecté [Connection | S'enregistrer] Forum Tafatafa
 Site Tafatafa  Liste de membres | Recherche | FAQ | Changelog
 [ Forum Tafatafa » Propositions » Sociales » tany lava volo ] 

 Page(s) : 1
 Auteur  Sujets
sedrasedra (Homme)
Nouveau

Enregistré le 26-07-2010
Posts : 1
Ville : Toamasina
  Posté le 26-07-2010 à 12:42:09 Profil Homepage  
tany lava volo


Fa nahoan isika malagasy no mahantra nefa ny tany malalaka?
Satria tsy mahay mikarataka. Nahoana no tsy mirotsaka mamboly mba ho fitadabam-bola e? manao hectares maro, Oh : mangahazo amin'ny fomba moderne : tapa-gony isaky ny fotony
-------------
sedraman
antsika (Homme)
Grand Tafatafiste

Enregistré le 23-08-2009
Posts : 65
  Posté le 16-04-2011 à 17:39:52 Profil  
Ka raha mamboly anie ka tsy misy mividy satria ny lona tsy manambola dia tsy mahazo e.
 Page(s) : 1

© Rudyweb
Adaptation : webmastafa pour Tafatafa